ifg

Categorie: Ankapobeny

Camping amin'ny teny gasy

Nisy ampahan'ny tranonkalan'ny Camping granelle dordogne moa izany navadika tamin'ny teny malagasy, ka ny mpikambana iray tao amin'ny IFG no nanao izany fandikana teny izany. Ny tambiny moa dia nasiana rohin' ny tranonkala infogasy tao anatiny, eny ambanin'ilay...

IFG: Hamindra faneva

Efatra taona izany no nikarakarana, nifampizarana fahaizana sy fahalanana tamin'ny alalan'ny tranonkala infogasy sy ny fikambanana infogasy. Hisaorana indrindra an'ireo mpikambana sy mpandray anjara mavikitra amin'izany. Efa be no vita tanatin'izany 4 taona izany,...

Fanasoavana ny mpiray tanindrazana

Ny infogasy moa izany dia fikambanan'ireo Malagasy mpikirakira ny kajy mirindra. Ny tanjona moa dia ny fifampizarana fahaizana sy traikefa eo amin'ny samy Malagasy. Tsapa ankehitriny fa misy fahatarana ara-teknolojika ny any Madagasikara,koa izany no mahatonga anay ankehitriny miompana...

Infogasy Madagasikara : Vaovao

Efa tafapekatra any Madagasikara ankehitriny ny solotenan'ny Fikambanana INFOGASY. Marihana fa misy ireo CD sy DVD(I-II) nalefa any Madagasikara , ahafahanao manao copie maimaipoana.  Ireo boky sy  Logiciel voatokana, dia ny mpikambana ihany no mahazo mindrana azy.  Marihana...

Vaovao farany INFOGASY

Efa tanteraka ankehitriny ny projet voalohany tao amin'ny infogasy ( CD Wiki), efa tonga any Madagasikara, miandry fotoana fohy sisa dia voarain'ny mpiandraikitra ny INFOGASY Madagasikara Mahefa Randimbisoa. Izy no hizara izany amin'ireo zay mpandala ny informatika any antoerana. Tsy CD Wiki...

Statistika volana Oktobra 2006

Statistika mamintina ny volana Oktobra 2006 ho an'ny sehatra. 10290 visiteurs uniques no nitsidika tamin'io volana io ihany.

Tonga marina ny fidirana

Tonga marina ity ny fidirana raha somary nialasasatra kely ny ankamaroan'ny olona rehetra. Tao amin'ny Infogasy moa dia tsapa izany amin'ny fiakaran'ny mpitsidika. Izay hita amin'ny sary etsy ambany.    

Association IFG: tafatsagana ara-pomba ofisialy

Dia tafatsagana amin'ny fomba ofisialy ny fikambanana INFOGASY . Eto Frantsa ny foibeny, fa ny malagasy eran-tany izay mikirakira informatika dia mahazo miditra mpikambana daholo. i Hery ohatra dia anisan'ny mpiandraikitra ao anatin'izany fikambanana izany. Mbola omena anao miandalana eto ny...

Statistika Volana Jiona 2006

Statistika mamintina ny volana Jiona 2006 ho an'ny sehatra. 7445 visiteurs uniques no nitsidika tamin'io volana io ihany.  

Association IFG: voaray ny récépissé

Efa voarain'ny sous préfecture Boulogne Billancourt ny taratasy rehetra momba ny fikambanana Infogasy, izay midika fa feno ireo taratasy rehetra nilaina. Miandry ny fanapahakevitra sisa ary ny fivoahany amin'ny Journal Officiel dia lasa aradalana ny fikambanana. Efa maro ireo...

Week End Infogasy

Tonga taty amin'i FRAZ izaho tamin'ity week end ity. Matetika moa rehefa mihaona izahay dia midinika hoe inona no hanatsarana ny IFG .Ka toy izao raha fintinina izany fihaonana izany. Efa mihamitombo ny isan'ny partenaire , serasera moa izany zao no partenaire voalohany indrindra, dia ao...

Blog ofisialy ifg

Blog ofisialy natokana hiresahana ny zavatra ao  ambadiky ny sehatra infogasy.net. Ny fitantanana sy ny tetikasa samihafa mety ho hita ao.
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb