Categorie: Ankapobeny
Nisy ampahan'ny tranonkalan'ny Camping granelle dordogne moa izany navadika tamin'ny teny malagasy, ka ny mpikambana iray tao amin'ny IFG no nanao izany fandikana teny izany. Ny tambiny moa dia nasiana rohin' ny tranonkala infogasy tao anatiny, eny ambanin'ilay...
Efatra taona izany no nikarakarana, nifampizarana fahaizana sy fahalanana tamin'ny alalan'ny tranonkala infogasy sy ny fikambanana infogasy. Hisaorana indrindra an'ireo mpikambana sy mpandray anjara mavikitra amin'izany. Efa be no vita tanatin'izany 4 taona izany,...
Ny infogasy moa izany dia fikambanan'ireo Malagasy mpikirakira ny kajy mirindra. Ny tanjona moa dia ny fifampizarana fahaizana sy traikefa eo amin'ny samy Malagasy. Tsapa ankehitriny fa misy fahatarana ara-teknolojika ny any Madagasikara,koa izany no mahatonga anay ankehitriny miompana...
Efa tafapekatra any Madagasikara ankehitriny ny solotenan'ny Fikambanana INFOGASY. Marihana fa misy ireo CD sy DVD(I-II) nalefa any Madagasikara , ahafahanao manao copie maimaipoana. Ireo boky sy Logiciel voatokana, dia ny mpikambana ihany no mahazo mindrana azy. Marihana...
Efa tanteraka ankehitriny ny projet voalohany tao amin'ny infogasy ( CD Wiki), efa tonga any Madagasikara, miandry fotoana fohy sisa dia voarain'ny mpiandraikitra ny INFOGASY Madagasikara Mahefa Randimbisoa. Izy no hizara izany amin'ireo zay mpandala ny informatika any antoerana. Tsy CD Wiki...